samedi 26 mai 2012

Page 141 : Photos 1954-1955-1956

page 141
Voir :

2 commentaires:

  1. Miarahaba tompoko e.
    Za mba hanontany ange zay mba mahalala na mahafantatra an Dr Ramanantsoa Norbert promotion 1956 ra mbola mba velona any izy azafady ndrindra? , ralahiny ve enao Dominique Ramarlah azfdy ndrindra ?
    Dr nitsabo anah s'y n'y fiananakaviko izy io mants de mba te haha Lala vaovao momba a'azy za.
    Misaotra ndrindra tompoko e

    RépondreSupprimer
    Réponses
    1. Faly miarahaba anao,

      Misaotra anao nametraka fanehoan-kevitra.

      Tsy havan'ny Dr Ramanantsoa Norbert aho.

      Ny fanadiadiana nataoko dia manambara fa nisy Dr RAMANANTSOA Norbet tao amin'ny faculté de médecine de Paris. Indrisy fa efa maty io olona io.

      Azonao jerean ato izany fanambarana izany :

      https://fr.calameo.com/read/0000244287868ef97c86a

      Supprimer